|
|
|
|

Teny iditra 1  miepoka
Fototeny  2 epoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mietry, miletaka noho ny manodidina
8 Tsy mipoitra, tsy mitranga (amin' ity hevitra ity, dia fiteny koa ny hoe manepoka): Niepoka (nanepoka) tany an.trano ny anao lahy, nefa ny olona niandry azy tatỳ [1.1]

Fivaditsoratra  miepoka, 9 mipaoke, 10 mipoake

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20