|
|
|
|

Teny iditra 1  mierina
Fototeny  2 erina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy afa-po amin' izay nomena na azo, fa mbola mitady misimisy kokoa na mitady hafa indray: Mierina an-kanina. / Mierim-pitia [1.1]

Fivaditsoratra  9 enimira, 10 Imerina, mierina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20