|
|
|
|

Teny iditra 1  mieritra
Fototeny  2 eritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao
9 Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to meditate [1.2#139, 1.7]
11 to think, to cogitate [1.2#139]
Fanazavàna teny frantsay  12 réfléchir, rêver, songer [1.3#129]
Ohatra  13  Indro aho mamorona loza hanjo anareo, sy mieritra izay hevitra hamelezana anareo. [2.996]
Tovy hevitra  14 mieritreritra
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22