|
|
|
|

Teny iditra 1  miesinesina
Fototeny  2 esinesina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza ny olona mamoaka feo mafimafy isaky ny miaina toy ny feo avoakan' ny orona tsentsintsentsin-tsery [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20