|
|
|
|

Teny iditra 1  miesotra
Fototeny  2 esotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miala amin' ny toerana misy na nasiana ny tena, mihataka: Miesora teo ianao fa tsy mahavita na inona na inona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to go away [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 s'ôter, s'en aller [1.8]

Fivaditsoratra  miesotra, 11 misaotre, 12 remaitso

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20