Teny iditra | mietaketaka (etaketaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mirehareha miedinedina: Nietaketaka erỳ Rakotobefa nomen' ny Fitsarana roriny izy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mietaketaka io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |