| Teny iditra | 1 mietry |
| Fototeny | 2 etry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miletsy, mifatratra: Mietry ny tokotany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to decrease in honor, to go down in rank or status
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 s'abaisser, déchoir; s'affaisser
[1.8] |
| Ohatra |
11 Hazo kely atsinanan'Angavo ka indray mietry indray misavoana varavaran'Andriambolamena ka intelo miditra toy ny akanjo mpandrafitra arivo toa ny fanantana.
[2.131]
|
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mietry |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mietry, 14 mitery |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|