Teny iditra | 1 mietsaka |
Fototeny | 2 etsaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihetsaka, mikoa, mirodana: Nietsak' ilay oram-be ny lalan-kely mankany aminay [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 s'ébouler, s'écrouler; fig. accourir en foule, affluer [1.3#132] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mietsaka io |
Fivaditsoratra | 11 miakatse, mietsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |