| Teny iditra | 1 mievotra |
| Fototeny | 2 evotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mibontsina ho avoavo, mivohitra noho ny manodidina: Mievotra ny trafon' omby
9 Miaina, miverina amin' ny toetrany teo aloha raha alefitra: Mievotra ny rantsankazo nalefitra 10 Mitana toerana ambony: Mievotra io lehilahy io ka mirehareha izaitsizy 11 Miantsambotra miakatra: Mievotra ny baolina 12 Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mievotra matetika tzy ka tsy azo itokiana [1.1] 13 misavoana, mitsambikina [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 to be uneven, to be protuberant, to be convex
15 to withdraw, to retire, to abandon, to recant [1.2#143] 16 to pluck up [1.2#449] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 bondir
[1.13] |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mievotra |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|