| Teny iditra | 1 mifadiditra |
| Fototeny | 2 fadiditra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mihorongorona, mihodidina, mandadina: Mifadiditra amin' ny vatan-kazo ny vahy
8 Mifanolana, mifampiditra: Mifadiditra ny fakan' ireto hazo ireto [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 To be in an entangled state.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Etre entortillé, être roulé tout autour, être entrelacé
[1.3#135] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|