| Teny iditra | 1 mifaditra |
| Fototeny | 2 faditra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manala faditra izany hoe manao faditra mba hisakanana loza atahorana hanjo, na mosavy, na aretina sakanana tsy hahavoa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 having the faditra offered for one.
[1.2] |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mifaditra |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|