Teny iditra mifamatra (fatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitovy fatra amy..., mifandanja: Tsy mifamatra amin' ny fitiavan-dray aman-dreny matetika ny fitiavan' ny zanaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifamatra
Ny lasa : nifamatra
Ny hoavy : hifamatra
Kamban-teny 

Teny iditra mifamatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] mifanditra [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04