|
|
|
|

Teny iditra 1  mifamofo
Fototeny  2 fofo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitetika hifamono: Nifamofo mihitsy izy roa lahy
9 Mifanao fanekena mialoha hivady: Afakomaly no nifamofo Rakoto sy Ravao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be engaged, to be married [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être fiancés [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20