|
|
|
|

Teny iditra1  mifampan~
Sokajin-teny  2  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tovona fanaovana matoantenin' ny mpifanao asa ampanaovin' olona, ho an' ny mt, tsotra manomboka amin' ny mam- na man-, ka enti-milaza olona roa mifamaly asa ampanaovin' ny hafa: Mifampamangy, mifampanoratra. Samy sahirana tsy ofaka nifamangy Rakoto sy Robe, ka dia nifampamangy an-taratasy no nataony, nentin' ny zanany avy

Fivaditsoratra  4  mampifan~, mifampan~

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21