|
|
|
|

Teny iditra 1  mifampilaza
Fototeny  2 laza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 se dire l'un à l'autre: Gaga izy ireo ka nifampilaza hoe (Ils étaient dans l'admiration et se disaient les uns les autres) [1.3]
Ohatra  8  Dia mifampilaza raha misy vaovao! [2.944#]
9  mifampilaza vaovao, mifanakalo vokatra, manao izay hiraisany tanteraka ny olona rehetra amin' izao tontolo izao. [2.332#45]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20