|
|
|
|

Teny iditra 1  mifampitorotoro
Fototeny  2 torotoro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Miresaka no teny ilazana izany ankapobeny, ary dia ao koa ny anarana hafa : mitafa, mitafasiry, midinika, mitapatapak' ahitra, mifampitorotoro ravina. [2.285#216]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20