Teny iditra | 1 mifanahaka |
Fototeny | 2 hahaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] |
Ohatra |
5 ary tsy mifanahaka amin' ny vato rehetra io noho izy mariky ny sam-pona nitranga fotsiny. [2.245] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |