Teny iditra | 1 mifandraidraika |
Fototeny | 2 raidraika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy fitovitoviana amin' ny...: Mifandraidraika amin' ny tarehin-drenibeny ny tarehin' ity zaza ity [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to lean toward each other; to resemble each other [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 avoir une certaine ressemblance. [1.8] |
Ohatra |
7 Nanan-janaka lahy tokana Ramiakatrarivo ka nomeny anarana mifandraidraika amin' ny azy, ary nataony hoe Ratovonarivo. [2.587#] 8 ny tantaran' Indesoko, zanak' Itrimobe, izay mifandraidraika amin' ny an' i Samsona sy Delila voalaza ao amin' ny Mpitsara, toko faha; [2.69#] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 12 mifandraika |
Fivaditsoratra | 13 mifandaridarika, mifandraidraika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08 |