|
|
|
|

Teny iditra 1  mifandrombaka
Fototeny  2 rombaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifaninana manao asa na miteny: Mifandrombaka hanao tsianjery ny mpianatra
9 Mifaninana haka (zavatra) haingana sy an-kery sao lasan' ny sasany: Mifandrombaka voankazo izy dimy lahy [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21