|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanefitrefitra
Fototeny  2 efitrefitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Ohatra  5  Karazam-boanemba amiko ireo: trano iray na dia mifanefitrefitra aza, ary trano atsimo sy avaratra an-tanàna [2.245#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26