|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanenjika
Fototeny  2 enjika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  7  dia ny onja madinika no voalaza ho misangy amin'izato izy toa mifanositosika na mifampipaika na mifanenjika. [2.314#25]
8  Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. [2.285#214]

Fivaditsoratra  mifanenjika, 9 mifaninjake

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20