|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanerana
Fototeny  2 erana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitovy hatiana, lanja, habe: Mifanerana tsara amin' ny lohanao io satroka io fa vidio
8 Mifanaraka, mifanentana: Mifanerana amin' ny hareny ihany ny vola laniny ka tsy mampaninona azy [1.1]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mifanerana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20