Teny iditra | 1 mifanesy |
Fototeny | 2 sesy |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mifanarakaraka, mifandimby, mitohitohy [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 successif, de suite [1.13] |
Ohatra |
6 Mifanao herinandro mifanesy ny Fifamangiana isaky ny tonga ny "Telo Telo" , izany hoe: 3, dia 6, dia 9 ary. [2.245] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |