| Teny iditra | 1 mifanjohy |
| Fototeny | 2 zohy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mifanarakaraka mifanao aloha sy aoriana; miaraka lava eny: Nifanjohy ela teny izy roa talohan' ny hivadiany
8 Mifanenjika: Nifanjohy ny polisy sy ilay mpangalatra [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|