|
|
|
|

Teny iditra1  mifanohana
Fototeny  2  tohana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  fa mifanohana ny manana sy ny tsy manana, ny tsy manana mividy aminy manana, ny manana mivarotra aminy tsy manana [2.48]

Fivaditsoratra  5  mifanahona, mifanohana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20