|
|
|
|

Teny iditra 1  mifaoka
Fototeny  2 faoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manadio
9 Manesotra amin-kery sy haingana: Hitako nifaoka ny voronkely teo ny papango
10 Mamely amin' ny tandroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to wipe, to clear away, to carry off, as a bird of prey does; to tear up the earth, as an infuriated bull. [1.2]
12 to wipe; to carry off in passing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 essuyer; emporter en passant [1.8]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 famioka, 16 mifakoa, mifaoka, 17 mifoaka, 18 miofaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21