|
|
|
|

Teny iditra 1  mifaratsaka
Fototeny  2 faratsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mivarina, mianjera: Nafana loatra izy ka tsy tratra nifaratsaka tany anaty rano. / Nifaratsaka tany anaty hady ilay vato natorako
8 Mialokaloka: Nifaratsaka tany anaty ala ny lehiben' ny mpikomy ka saika tsy hita
9 Sandra, tohatra: Sambatra ianao fa nifaratsaka tamin' ny zava-tsoa rehetra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20