Teny iditra (1/2) | 1 mifelipelika (felipelika) |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
3 serpentine, winding, circuitous, entangling. [1.2] |
Teny iditra (2/2) | 4 mifelipelika (felipelika) |
Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to zigzag, to make detours [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 être en zigzag, serpenter, faire des détours, des circuits, s’agiter, remuer, s’entortiller, user d’ambages, de paroles ambiguës [1.3] 8 faire des détours, des zigzags [1.8] |
Ohatra |
9 mifelipelika ny lanana (le chemin fait des détours, des circuits) [1.3] 10 mifelipelika tany andrefana izy (il est allé faire des circuits du côté de l’ouest) [1.3] 11 mifelipelika lalandava ny rambony (sa queue remue sans cesse) [1.3] 12 mifelipelika loatra izy raha miteny (il se sert trop de paroles ambiguës dans son langage) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05 |