|
|
|
|

Teny iditra1  mifendrotra (fendrotra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Miketrona: Nifendrotra ny endriny teo am-pamakiana ilay taratasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  to be shrivelled, as the face or the skin of old people
5  to be on the point of weeping. See fendrofendro. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20