|
|
|
|

Teny iditra 1  mifenifeny
Fototeny  2 fenifeny
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Maimay: Mason-tanora miranga ny anay ka mifenifeny ny hahazo (Tsel.) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 Having a fence. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 Chercher avec empressement à droite et à gauche: Nifenifeny izy fa tsy hitany izay notadiaviny (Il le cherchait à droite et à gauche mais il ne l'a pas trouvé) ~ Mifenifeny ny akoho mitady izay hanatodizany (La poule va à droite et à gauche cherchant un endroit pour pondre) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20