| Teny iditra | 1 mifentsahona |
| Fototeny | 2 fentsahona |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mikainkona, mikarainkona, miketrona, mifendrotra: Nifentsahona ny hoditr' ilay antidahy efa sivifolo taona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 (mifen-tsahona) to crumple, to rumple.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|