|
|
|
|

Teny iditra 1  mifetsaka
Fototeny  2 fetsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mianjera, mirodana, mikoa: Nifetsaka ny tambohony
9 Mivarina; mihazakazaka mankany: Nifetsaka tany an-davabato ireo mpangalatra nenjehin' ny fokonolona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to tumble down, to fall, to strike against, to hit. [1.2]

Fivaditsoratra  mifetsaka, 11 mitsefaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20