| Teny iditra (1/2) | 1 mifody |
| Fototeny | 2 fody |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miverina amin' ny tompony voalohany, amin' ny mpivarotra nividianana azy: Ny entana lafo tsy mifody intsony ato
9 Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mifody lava io vavolombelona io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to return to the original owner; to back out of a bargain
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 revenir au premier marchand, ou au premier maître, se dédire, rompre un contrat
[1.3] 12 revenir au premier maître; se dédire, rompre un contrat [1.8] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe mifody |
| Teny iditra (2/2) | 14 mifody |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 [Sihanaka] mirindrina, mikatona
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|