|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifohafoha
Fototeny  2 fohafoha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misehoseho, mitsangantsangana (fiteny indrindra amin' ny volo): Nifohafoha volo ilay voronkely vao navelan' ny ankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to rise up, to be in constant agitation. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 hérisser ses poils, comme le chien en colère, le hérisson, etc. [1.196]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mifohafoha
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 12  mifohafoha
Fototeny  13 fohafoha
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15 Enti-milaza tany mando efa maimaina mbola tsy mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 used of ground not properly hardened, but having loose dust about; also of a quarrel perpetually renewed [1.2]

Fivaditsoratra  mifohafoha, 17 mihofahofa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21