|
|
|
|

Teny iditra 1  mifokatra
Fototeny  2 fokatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miseho, miseho andro: Nifokatratampoka ny fahavalo ~ Lasa izy vao nifokatra daholo ny ratsy rehetra vitany tao an-tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 same as mifohatra [1.2]

Fivaditsoratra  10 Kaftorima, mifokatra, 11 mifotràka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20