|
|
|
|

Teny iditra1  mifololotra
Fototeny  2  fololotra
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza zavatra toy ny setroka mivoaka mibosesika avy amin' ny toerana iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to rise up gradually in a column as smoke, etc.; to be straight. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Mpanahaka  9  mipololotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20