|
|
|
|

Teny iditra 1  mifontina
Fototeny  2 fontina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miverina mba hamely indray, miverina, mifotitra: Nifontina ireo dahalo namely afakomaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to entangle, as thread
10 to vent one's displeasure on an innocent party in case of having no authority over the guilty
11 to return to a fight after having been defeated. [1.2]

Fivaditsoratra  12 mifaninto, mifontina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20