|
|
|
|

Teny iditra 1  miforetaka
Fototeny  2 foretaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihosina zava-maloto: Niforetaka tamin' ny akanjoko ilay fotaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20