| Teny iditra | 1 miforitra |
| Fototeny | 2 foritra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Milefitra: Miforitra ny volotara fa tsy tapaka
9 Mivonkina: Aza miforitra rehefa mandry 10 Miolikolika, mihoronkorona: Niforitra ilay renimanditra 11 Milozoka, mifantsika, mikezaka: Miforitra amin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha mahomby 12 Manaiky, mikoy: Notenenindrainy izy vao niforitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 Folded, turned down.
[1.2] 14 to be folded [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 être plié
[1.8] |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe miforitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|