|
|
|
|

Teny iditra 1  mifotitra
Fototeny  2 fotitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity zaza ity no mifotitra rehefa matory eo am-pandriana
9 Mivadika: Mahay mamaky boky mifotitra izy
10 Mandry fady, miray amin' ny olom-pady, izany hoe olona tsy azo vadina fa havana akaiky dia akaiky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 inverted
12 incestuous
13 turning round as an enraged animal. [1.2]
14 to be turned end for end, to be turned the wrong way [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 êre tourné en sens opposé, être tourné dans le mauvais sens [1.8]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mifotitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20