|
|
|
|

Teny iditra 1  mifotroaka
Fototeny  2 fotroaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra mibosesika mitady hivoaka miaraka amin' ny fofon' aina ao am-bava na any an' orona: Nifotroaka avy any an' oron' ilay zazakely ilay vatomamy nisondrovaka tany an-tendany
9 Mitrona mafy: Nony voasominda ilay ombalahy dia nifotroaka
[1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to rise as smoke; to get very angry; to go in anger to a person with whom one has a dispute. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20