Teny iditra migehy (gehy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifehy mafy amin' ny tady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Tied, fastened. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migehy
Ny lasa : nigehy
Ny hoavy : higehy
Filaza mandidy : migeheza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20