Teny iditra migia (gia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamihina mafy amin' ny rantsantanana
Mitovy hevitra: mangia [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migia
Ny lasa : nigia
Ny hoavy : higia
Filaza mandidy : migiaza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20