Teny iditra migigika (gigika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitomany mafy arahin-tsentosento [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Sangloter, pleurnicher [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migigika
Ny lasa : nigigika
Ny hoavy : higigika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20