Teny iditra migobona (gobona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migobona kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Sonner creux, comme un coffre vide [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migobona
Ny lasa : nigobona
Ny hoavy : higobona
Tovy hevitra migoboka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12