| Teny iditra | 1 migoraraika |
| Fototeny | 2 goraraika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Andrenesana feo avy amin' ny fandehandehanan' ny rivotra na ranon-javatra any amin' ny lalan-kanina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 [Provincial] to roll as wind in the stomach
[1.2] |
| Voambolana | 9 Feo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|