|
|
|
|

Teny iditra 1  migorera
Fototeny  2 gorera
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitaraindraina sady tsy mety mihetsika manao izay asaina ataony, mikonetaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20