Teny iditra | 1 migororoana |
Fototeny | 2 gororoana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny rano mandeha midina haingana amin' ny toerana teritery na voasakantsakan-javatra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to fall upon, to flow upon. [1.2] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |