|
|
|
|

Teny iditra 1  migororoana
Fototeny  2 gororoana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza ny rano mandeha midina haingana amin' ny toerana teritery na voasakantsakan-javatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to fall upon, to flow upon. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20