|
|
|
|

Teny iditra 1  mihabahaba
Fototeny  2 habahaba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misalasala eo anoloan' ny zavatra na hevitra roa, ka tsy tapa-kevitra na hanao an' ity na hanao an' iroa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20